Teny iditra | lokanga hisatra | ||
Singan-teny | lokanga ; hisatra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny [1.1] | ||
Voambolana | Kilalao ~ Feon-kira: zavamaneno | ||
Kamban-teny |
| ||
Renianarana | |||
Anarana iray reny | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |